Welcome to dotSUB!
Any Video Any Language
Here you can view, upload, transcribe and translate any video into any language. To create your own subtitles, click the button below and register.
Enterprise Solutions
dotSUB's Enterprise Solutions are a cost-effective platform for managing high-quality subtitles at scale, deploying them to video players and mobile devices, and providing interactive transcripts for enhanced SEO.
Transcript for Diana Chamia helping baby Kamba from Majunga
| Time | Content |
|---|---|
| 00:00 → 00:10 |
Diana Chania étudiante amin'ny école de journalisme Majungaha |
| 00:11 → 00:16 |
Reporter amin'ny FBC Foko Blog Club |
| 00:17 → 00:25 |
manitany an'ny fietsempo an'i Philomene Georgine ilay maman'i Kamba |
| 00:26 → 00:37 |
Eto Tana 12h30, le 18 Juin |
| 00:38 → 00:45 |
Izaho dia faly nahitan i Diana tao amin'ny Hotel de ville |
| 00:46 → 00:51 |
Avy nahita'ny Masera tsy nanaiky nandidy |
| 00:52 → 00:57 |
Diana dia ni risque foana nahatondranay tany antananarivo |
| 00:58 → 01:06 |
Dia misaotra betsaka an ireo nanampy Fa faly be ny foko nikarakara ianareo |
| 01:07 → 01:14 |
Dia araka ny tantarain i Philomene izany |
| 01:15 → 01:24 |
Dia faly be izy taminy fanampina nataon ny fianakaviana any am pita |
| 01:25 → 01:32 |
sy ny ekipa Foko tsy hita izay laizaina fa faly izy ary miala tsiny fa izao vao nandefa |
| 01:33 → 01:44 |
Diana ihany no nanitany an i philomene ary mangiavy anazy manome detail kely momba azy |
| 01:48 → 01:53 |
Philomene izany ny maman i Kamba ilay zaza tratran ilay Macrocephalie frontale |
| 01:54 → 02:02 |
izay karakarainy Foko sy ireo olona jiaby jiaby misy ny serasera sy ny tariny |
| 02:03 → 02:12 |
Philomene tsy manambady manana zanaka 4, ary manana ravavy kambana aminy koa Georgette |
| 02:12 → 02:20 |
ilay mpitana an i Viviane aty Tana satria mila namana i Kamba |
| 02:21 → 02:36 |
MIkasika momban i Georgine Philomene, niteraka tany Majunga |
| 02:37 → 02:40 |
Nefa nataon'ireo dokotera ireo hoe tsy azo didina i Kamba |
| 02:41 → 02:46 |
Ary tsisy izay fanafody izay mahasitrana azy |
| 02:47 → 02:52 |
Nandeha tany aminy masera koa ireo ka nefa mbola tsy afaka koa |
| 02:53 → 03:00 |
Dia hono hoa Diana afaka tantarainao kely ve ny fankahitanareo |
| 03:01 → 03:10 |
Sy ny fomba nahitanao an i Kamba kely kely |
| 03:11 → 03:20 |
Tena anajara izany ilay izy e satria izaho io tokony nihidina tany aminy bazary nefa |
| 03:21 → 03:27 |
tsy aiko nirevyrevy aho tao anatin ny bus tao |
| 03:28 → 03:31 |
dia nodrotro hoazy iny bus iny ka tonga lavitra be dia natsapa aho fa tokony nijanona tamin'ny arret teo |
| 03:32 → 03:37 |
ary rombitra sy ny heloka be aho satria lasa lavitra lotra |
| 03:38 → 03:48 |
ka gaga aho fa nahita ramatoa tao alohako feno zaza, misy iray misy roa" |
| 03:49 → 03:54 |
dia teo aho nanatona ka nefa nialikilikiny fa hoe "ataonao inona izahay |
| 03:55 → 03:59 |
"ny zanako aza jerevana ianao manadala olona" |
| 04:01 → 04:10 |
izy zany miheloka satria tatsy be ny maso ataon ny olona any azy |
| 04:11 → 04:20 |
hafahafa ny maha reny azy zany |
| 04:21 → 04:30 |
dia izaho aza nilaza taminy hoe hampiko izy tsy hoe izaho ianay satria ozaho mbola mpianatra |
| 04:31 → 04:34 |
ka ataoko karakory ny anampy azy |
| 04:35 → 04:45 |
dia en tant que membre Foko Blog Club dia nanangana blog tsy rayray azy |
| 04:46 → 04:50 |
izahay jiaby mpianatra ao aminy Ecole de Journalisme de Majunga |
| 04:51 → 04:56 |
Dia tamin ilay connexion sy ny tariny no azoko ni lance ny article ko fanampina an i kamba |
| 04:57 → 05:05 |
araka ny henin'tsika izany izay izany ny tantaran i kamba sy diana azo lazaina hoe insolite satria |
| 05:06 → 05:10 |
nisy perseverance taminy Diana dans le sens hoe ni insiste be taminy philomene |
| 05:11 → 05:19 |
satria tany aminy arabe ny fifankahitany zareo |
| 05:20 → 05:26 |
dia philomene tsy nanaiky hoe hampiny diana i kamba fa i diana ni insiste satria nalahelo |
| 05:27 → 05:34 |
taminy nahitan ilay zaza kely nanaraka izy hatrany hatrany en gros izay ilay histoire |

