Welcome to dotSUB!
Any Video Any Language
Here you can view, upload, transcribe and translate any video into any language. To create your own subtitles, click the button below and register.
Enterprise Solutions
dotSUB's Enterprise Solutions are a cost-effective platform for managing high-quality subtitles at scale, deploying them to video players and mobile devices, and providing interactive transcripts for enhanced SEO.
Transcript for "DOMINIQUE THE STREET KID"
| Time | Content |
|---|---|
| 00:02 → 00:07 |
"DOMINIQUE, SAKAIZAN'NY LALANA" |
| 00:08 → 00:16 |
Izy no Dominique anisan'ireo ankizy Malagasy tsy dia nahazo vitana tamin'ny fiainana |
| 00:17 → 00:23 |
Satria tsy mba toy ireo zaza mitovy taona aminy |
| 00:24 → 00:28 |
14 taona izy izao ary araka ny hitan tsika amni'ny sary dia mahagantaka no ataony isan andro |
| 00:29 → 00:40 |
Fantaro fa any Anosizato izy no mipetraka |
| 00:41 → 00:43 |
miaraka amin'ny reniny sy ny zandriny anaky roa |
| 00:44 → 00:48 |
Nefa eto Analakely toerana be faseraserahana ny mpanao affaires sy ny vahiny , ny tera tany rehetraville |
| 00:51 → 00:55 |
Zany hoe centre-ville no ahitan'itsika azy sy ny zandriny mangataka |
| 00:56 → 01:02 |
Ny rainy kosa efa maty |
| 01:03 → 01:12 |
Tsy manana izahay hoy izy ka mangataka no ataoko |
| 01:13 → 01:19 |
Vao mahazo vola dia vidianana sakafo |
| 01:20 → 01:25 |
Manodidina amin'ny 1 arivo ariary eo ny vola hazony isan andro |
| 01:26 → 01:28 |
Raha atao amin'ny vola vahiny izany dia atao eo amin'ny 0.5 dollar eo eo |
| 01:40 → 01:44 |
Nanomboka taminy faha 9 taonany ity zaza lahy ity nahangataka eto andalambe tahaky izao |
| 01:45 → 01:50 |
Efa nianatra izy ary teo amin'ny classe T3 hono izy no nijanona |
| 01:51 → 01:53 |
Ary ny tena faniriana an i Dominique |
| 01:54 → 01:59 |
Dia hiverina hianatra indray |

