Welcome to dotSUB!
Any Video Any Language
Here you can view, upload, transcribe and translate any video into any language. To create your own subtitles, click the button below and register.
Enterprise Solutions
dotSUB's Enterprise Solutions are a cost-effective platform for managing high-quality subtitles at scale, deploying them to video players and mobile devices, and providing interactive transcripts for enhanced SEO.
Transcript for ANKARIHARY - Lake of Shame
| Time | Content |
|---|---|
| 00:00 → 00:05 |
ANKARIHARY |
| 00:09 → 00:15 |
Maro ny toerana azo lazaina fa mampiavaka ny Antananarivo |
| 00:16 → 00:18 |
Ary an'isan izany Behoririka fantatrin'ny mponina hoe Chinatown |
| 00:19 → 00:22 |
toerana iray fanerasaran'ny olona maro |
| 00:23 → 00:26 |
hietsenana ihany koa satria ahitana izay zavatra ilaina andavan andro |
| 00:27 → 00:30 |
takatrain'ny pahefany vidiny rehetra |
| 00:31 → 00:33 |
Hita any ko aireo karazana sakafo amidy any moro dalana |
| 00:34 → 00:38 |
ary rehefa anytanina ireo mpivarotra dia milaza fa madio |
| 00:39 → 00:44 |
tsisy hatahorana izy irenY |
| 00:45 → 00:52 |
Ny hafantaran itsika any Behoririka koa matsiny ny rano dia be miangona ao amin izany toerana izany |
| 00:53 → 00:57 |
na ny Lac de Behoririka, izay maloto dia maloto tokoa |
| 01:00 → 01:05 |
Fa efa mahazatra ny olona ny drenivohitra no mahita an'io rano maloto io |
| 01:06 → 01:07 |
Ny mihaina amin'ny fofona ratsy avy aminy |
| 01:08 → 01:12 |
Misy mihitsiny aza no mbola manao maloto na manary fako eny |
| 01:13 → 01:16 |
Toerana natao ialana voly koa izy |
| 01:17 → 02:20 |
filalaovana fipetrapetrahana |

