Welcome to dotSUB!
Any Video Any Language
On dotSUB you can view, upload, transcribe, and translate any video into and from any language.
To get started and create your own subtitles, click on the yellow "get started" button below!
Transcript for Sexual workers from Madagascar fight for human rights and respect.
| Time | Content |
|---|---|
| 00:10 → 00:13 |
Balou: Izay izany dia fikambanana Fimizore |
| 00:13 → 00:20 |
Izany hoe miaro ny zon’ ny rehetra. Hazavaiko kely izany ny momba ny Fimizore |
| 00:20 → 00:25 |
Fikambanambe ny MSM (Men having sex with Men) sy ny TDS, travailleurs du sexe. |
| 00:25 → 00:42 |
Ny foibeny dia ao Antananarivo, Madasgasikara. VNVTSD. Io dia miresaka momban’ny zavatra mafy |
| 00:42 → 00:52 |
mahazo noho ny tsy fahalalana ny zony, satria na ny mahaolombelona azy dia tsy voahaja |
| 00:52 → 01:18 |
Dia voa maika mafy ny zavatra manjon’ny tds sy msm. Nananay tetikasa maneran’i Magadasikara |
| 01:18 → 01:25 |
Nanangana association-na reseaux. Misy association-ny tds folo ary msm telo, ao anaty ny reseau |
| 01:25 → 01:35 |
Ny ady dia miady amin’ny fanilikilihana. Raha tsy resintsika ny fanilikilihana dia tsy resintsika ny VIH SIDA |
| 01:35 → 01:48 |
Tiako avadika kely ilay resaka, satria rehefa mandren’ny fanjakana na izao tontolo izao |
| 01:48 → 01:54 |
dia ny VIH SIDA foana no alefa mialoha, nefa raha ny marina, |
| 01:54 → 02:00 |
dia diso izay zavatra izay. Tokony ny fanilikilhina no alefa aloha |
| 02:00 → 02:06 |
Satria io indrindra no manankana ny msm sy tds hikarakara ny fahasalamany |
| 02:06 → 02:11 |
Dia izay izany no tiako laizana: fanilikilihana aloha izay vao VIH SIDA |
| 02:11 → 02:23 |
Misy fandrosona ve amin'ny izay lafiny izay ny societe civile ? |
| 02:23 → 02:29 |
Tsy tena afa-po tanteraka. Io moa dia eo ihany ny fomba-drazana antsika malagasy |
| 02:29 → 02:42 |
Raha ohatra hoe msm iray dia tsy tafiditra am-pasan-drazana |
| 02:42 → 02:54 |
Raha amin’ny autorites dia mahafa-po fa raha amin’ny societe civile, mbola mila fivoarana |
| 02:54 → 03:04 |
Jeannie: Izaho moa izany i Jeannie, mpikambana amin’ny FIMISORE miaraka amin’ny rahavaviko |
| 03:04 → 03:09 |
Anampiko ny teniny izany dia momba ny fanilikilihana any Madagascar. Io dia mbola misy any. |
| 03:09 → 03:20 |
fa raha tao oharina amin’ny taona 2000 tany, dia efa nisy fiovana be |
| 03:20 → 03:28 |
momba ny fanilikilihana ny tds sy ny msm. Satria porofon’izay efa misy manam-pahefana |
| 03:29 → 03:34 |
efa miasa miaraka aminay akaiky dia akaiky na ny dokotera na ny polisy |
| 03:34 → 03:40 |
na ny fiaraha-monina na ny fianakaviana efa-miova |
| 03:40 → 03:51 |
Fa mbola mila manao ezaka be, satria amin’ny maha msm sy tds anay dia mianjady be aminay ilay fanilikilihana |
| 03:51 → 03:54 |
tokony miaraka ny ady amin’ny fanilikilihana sy ny VIH-SIDA |
| 04:08 → 04:19 |
Ny defi-nay dia tianay aseho amin’izao tontolo izao hoe ny tds sy ny msm dia mahavita zavatra |
| 04:19 → 04:29 |
Efa betsaka ny asa natomboka dia tianay ho tohizana |
| 04:29 → 04:35 |
Mitady mpiara miasa izahay amin’ny lafiny ara-bola sy ara teknika |
| 04:35 → 04:43 |
Izay izany no tena zavatra andrasanay, mba hisokatra ho an’ny rehetra |
| 04:43 → 05:00 |
hifampizara aminay ny zavatra nandrekefana, tsy voatery amin’ny vola izany, fa ny tekinika koa zava-dehibe. |