Welcome to dotSUB!
Any Video Any Language
Here you can view, upload, transcribe and translate any video into any language. To create your own subtitles, click the button below and register.
Enterprise Solutions
dotSUB's Enterprise Solutions are a cost-effective platform for managing high-quality subtitles at scale, deploying them to video players and mobile devices, and providing interactive transcripts for enhanced SEO.
Transcript for Antananarivo United Nations Club
Iza moa ny anaranao azafady ? A: Tia Q: Dia hinona no nahatonganao hiditra ao amin'ny club pour l'ONU ? Namako no ny tarika ahy mba ahitako hoe hinona ny avantage Q: Dia inona kay ilay avantage ? A: Mba ouvert kokoa amin'ny ankizy hafa Q: Dia hinona no ataonareo ao amin'ny ilay club ? A: Misy fivorina ilay izy dia indraydray manao debats dia indraydray miresaka momba ny programa manaraka Q: Dia rehefa mivory inona no resaka ataonareo ? A: mandidina ny Nations Unies

